Andininy Protestanta Malagasy 11 Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|442B3A4F-FDAA-4B32-AE69-05F344ABAC59 12 Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra [lanitra]. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|613A8FB9-5177-4AE7-989A-213ECF301626 13 Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra hianareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|497CAA49-090C-4880-82CF-5B726709FE36 14 Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A9D65653-CDF3-427E-9272-F492FC0DD9AD 15 ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin'ny filazantsaran'ny fihavanana ny tongotrareo; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E92948C8-5A6D-47CA-BE27-8B9C61CC123D 16 ary ho fanampin'izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipika marehitra rehetra izay alefan'ilay ratsy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C597BECF-519C-4AEE-AD8B-9D4692EDD35A 17 Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A7912151-D676-4F22-9C42-7D5D273378DF
|