Midira atsy amin'ny pejy Fifandraisana raha tianao ny haharay ireo andininy isan'andro amin'ny email.
"Ary amin'izay dia haniraka ny anjely Izy, ary hanangona ny olom-boafidiny avy amin'ny vazan-tany efatra hatramin'ny faran'ny tany ka hatramin'ny faran'ny lanitra.
"Alors il enverra les anges, et il rassemblera les élus des quatre vents, de l'extrémité de la terre jusqu'à l'extrémité du ciel.
"And then he will send out the angels, and will get together his saints from the four winds, from the farthest part of the earth to the farthest part of heaven.