Andininy Protestanta Malagasy 4 Fa hoy Jehovah tamin'i Gideona: Mbola maro ihany ny olona; koa ampidino ho eo amin'ny rano izy, ary eo no hizahako toetra azy ho anao; ary izay holazaiko aminao hoe: Io no hiaraka aminao, dia izy no hiaraka aminao; ary izay rehetra holazaiko aminao hoe: Io no tsy hiaraka aminao, dia izy kosa no tsy hiaraka aminao. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ADD5C39A-EBA3-4A60-8EB9-2A47830C10E6
|