Hiverina amin’ny Baiboly

Andininy anio an-tserasera

Mandefa maimaimpoana ny andininy anio amin’ny adiresy mailaka 1000 izahay. Misorata anarana raha tianao ny haharay izany. Misy isa halefa any aminao anamarinana ny adiresy. Miverena indray manandrana raha toa ka mikatona ny fisoratana anarana rehefa feno io isa voalaza ambony io. Adiresy iray isan’olona ihany no azo raisina.