Tonga Soa
Anaran'ireo boky
Fampidirana ireo boky
Rohizo ny andininy
Alaivo
Vondrona
Manorata
Rohy
Fizahan-teny


Andininy anio:

Niova farany ny Asabotsy, 12 may, 2007

 imailaka  taratasy

Izay voasoratra ihany

Pejy 12 3 4 5 6 7 

Efa voaresaka any amin'ny lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe "Nahoana no ny Baiboly?" ny maha-zava-dehibe ny Soratra Masina amin'ny fahazoana ny famonjena, ny fanorenana ny foto-pinoana, ary ny fiainana kristiana. Tsara ny hamakianao na dia ny pejy farany amin'io lahatsoratra io fotsiny ihany aza.

Ato amin'ity lahatsoratra ity kosa indray no hijerentsika ny amin'ny maha-zavadehibe ny fitazonana izay Tenin'Andriamanitra voasoratra ihany raha ampitahana amin'ny lovantsofina sy ny fanazavan'ny fiangonana.

Hojerentsika voalohany hoe inona no tombotsoa amin'ny voasoratra? Aorian'izany kosa no andinihantsika ny ohatra sasantsasany nomen'i Kristy ary ny fampianarany. Hojerentsika ihany koa ny fifandraisan'ny Apostoly sy ny fiangonana ary ny nahazoana ny Baiboly. Ary farany, hovaliantsika ireo andininy sasany raisin'izay mitana ny lovantsofina hanohanany ny heviny.

Pejy 12 3 4 5 6 7 

   imailaka  taratasy

© 2007 

Lahatsoratra rehetra

araka ny Lohateny

araka ny Mpanoratra

araka ny Sokajy



|Tonga Soa| |Anaran'ireo boky| |Fampidirana ireo boky| |Rohizo ny andininy| |Alaivo| |Vondrona| |Manorata| |Rohy|

Baiboly isaky ny boky, toko, ary andininy
Boky Toko Andininy
Ampitahao amin'ny Dikan-teny hafa    

<!> Mampiasa "JavaScript" ity pejy ity

© 2002 - 2010 A.E.B.