Midira atsy amin'ny pejy Fifandraisana raha tianao ny haharay ireo andininy isan'andro amin'ny email.
"Fa hianareo kosa aza mba mety hatao hoe: Raby ô; fa iray ihany no Mpampianatra anareo, ary hianareo rehetra dia mpirahalahy avokoa.
"Mais vous, ne vous faites pas appeler Rabbi; car un seul est votre Maître, et vous êtes tous frères.
"But you may not be named Teacher: for one is your teacher, and you are all brothers.